Teny fanolorana
Faly mandray anao eto amin’ity site web-n’ny FLM Toby Fanantenana 67 ha ity indray. Enga anie ka hitondra fitahiana sy fihavaozana ho anao ny famangiana ataonao androany. Miarahaba anao vitasoan’ny Paska 2010 sy ireo fotoam-pankalazana natao nandritra ny volana Avrily teo. Ny Làlan’ny Fahamarinana izay niarahantsika nibanjina sy nandia anie hanazava ny fiainantsika tsirairay sy ny an’ny Fiangonana mba hahazoantsika mankalaza am-panantenana ny Fetin’ny (...) tohiny...

Vaovao samihafa

sekoly fanantenana

Efa vita tanteraka ny rihana fahatelo ary efa eo am-panaovana ny tafo isika izao . Mitohy hatrany ny ezaka hataontsika ka mbola manentana antsika rehetra fa indrindra ireo izay manana fanomezam-pahasoavana hanao ny asa ary indrindra ihany koa ho an’ireo mahatsiaro efa nandalo tao amin’ny Fiangonana ary tena zanaky ny fiangonana hanampy araka izay foiny. Azontsika hatao ny mandrotsaka izay fanampiana sy izay fointsika amin’ny alalan’ny compte ny fanorenana amin’ny banky BFV : (...) tohiny ...