sekoly fanantenana
Efa vita tanteraka ny rihana fahatelo ary efa eo am-panaovana ny tafo isika izao . Mitohy hatrany ny ezaka hataontsika ka mbola manentana antsika rehetra fa indrindra ireo izay manana fanomezam-pahasoavana hanao ny asa ary indrindra ihany koa ho an’ireo mahatsiaro efa nandalo tao amin’ny Fiangonana ary tena zanaky ny fiangonana hanampy araka izay foiny. Azontsika hatao ny mandrotsaka izay fanampiana sy izay fointsika amin’ny alalan’ny compte ny fanorenana amin’ny banky BFV :
| Banque | BFV-Société Générale |
| Titulaire du compte | FLM 67ha Fanorenana |
| IBAN | MG4600008000040500400031083 |
| Adresse Swift | BFAVMGMG |
Ho hitantsika eto ireo kisary ny sekoly.
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |
![]() |














