3-Fileovana Fahamarinana 67 ha

Ny Fileovana Fahamarinana 67 Ha dia fitambaran’ny Fitandremana telo dia ny Fitandremana Toby Fanantenana 67 Ha sy Fitandremana Ambohimasina Itaosy ary ny Fitandremana Arivonimamo.