SAMPANA
Araka ny lalam-panorenana ny Fiangonana Loterana Malagasy dia misy Sampana fito (7) miasa ho fitaizana ao anatin’ny Fiangonana, manana an’izany isika eto amin’ny fitandremana izay miasa tokoa ary mihezaka ny hanatsara ny azy ny tsirairay.

