Pastora
Noho ny fandaminana izay napetrakin’ny Synodam-paritany Antananarivo (SPAnta) dia manana Pastora 4 isika ato anatin’ny Fitandremana Toby Fanantenana 67 ha Ka ny iray (1) dia Pastora Mpitondra Fitandremana ary ny telo (3) ambiny kosa dia Pastora mpiara-miasa

