Komitim-piangonana
Araka ny Lalam-panorenan’ny Fiangonana Loterana Malagasy dia misy ny Komity izay miandraikitra ny fizotran’ny raharaha rehetra ato anatin’ny Fitandremana ka komitim-pitandremana no anaran’izany.
Avy amin’io komitim-pitandremana io no mifidy ny biraom-pitandremana izay manao ny asan’ny fiangonana amin’ny fotoana rehetra

