Komitin’ny Planina 5 taona
Noho ny fandaminana sy ny fanatsarana ny asa eto amin’ny Fitandremana Toby Fanantenana 67 ha dia natsangana ny komitin’ny Planina 5 taona izay hanaramaso ny fizotry ny asa izay tanterahan’ny rantsamangaika rehetra ato anatin’ny Fitandremana.

